Mandehana ianao lavidavitra

Mandehana ianao lavidavitra kokoa
Fa miandry anao aho
Na mahatsapa aza ianao fa efa tonga
Mandrosoa ihany lalindalina kokoa

1. Izaho no Tompo Andriamanitra
Ilay mpamonjy anao
Sarobidy anie ianao
Eo imasoko.
Aza matahotra fa tiako ianao.

 

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.011