Hanampy ara-bola?

Nampiditra :
Daty : 09/12/2012

Tsy natao hidiram-bola ity takelaka ity fa natao maimaim-poana vokatry ny fitiavana ny Fiangonana sy ny fampielezana ny finoana. Na izany aza nefa dia misy ireo fandaniana atao. Koa raha toa ka manam-paniriana hanampy ara-bola ianao dia raisina an-tanandroa na dia kely aza satria ilaina tokoa.

Koa raha handray anjara dia : tsindrio ny sary eto ambany

Raha mahita fomba hafa hanampiana anay ara-bola na ara-pitaovana ihany koa dia manorata amin'ny contact@katolika.org

Marihiko fa raha toa ka mahaleo ny saran'ny fitantanana ity takelaka ity ny fanampiana voaray dia esoriko ny dokambarotra rehetra amin'ny katolika.org.

Misaotra hatrany.

Hery

Hampiditra hevitra


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0082 s.] - Hanohana anay