Mahakasika ny fotoam-pivavahana tsy misy pretra, n...

Lohahevitra : Fanontaniana manitikitika
Fitohizan'ny hafatra : Mahakasika ny fotoam-pivavahana tsy misy pretra, n...
Valiny : 0
Pascal2 - 31/01/2021 16:40
Mahakasika ny fotoam-pivavahana tsy misy pretra, ny katesista na masera na izay mpitarika hafa ve afaka manao ny hoe:"Homba antsika mianankavy anie ny Tompo"?
Raha araka ny fahalalako dia hatreo amin ny laharana diacre no miakatra no afaka mampiasa io teny io ao anaty fotoam-pivavahana, izay tsy haiko akory no antony. Mba ahitsio raha diso ny fahalalako, ary hazavao ny antony oe maninona no ireo ihany no afaka mampiasa azy raha toa ka marina ireo.
Misaotra tompoko
Valio | Miverina eny ambony

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0320 s.] - Hanohana anay