Fanolorana ny andro (iombonana)

1. aiinah ( 19/03/2015 04:53)

Ry Andriamanitra Ray be fitiavana ô, atolotro Anao ao am-pon'i Jesoa Zanakao, miaraka amin'ny an'ny olombelona rehetra, entanin'ny Fanahy Masina, omban'ny Fo Madion'i Maria, ao amin'ny Fiangonana: ny fivavahako, ny asako, ny hafaliako sy ny fijaliako rehetra anio;... Tohiny
2. Lovatiana16 ( 19/03/2015 04:53)
Miarahaba Tompoko

Mba miangavy raha azo hatao,
Mba andefasana vavaka isaky ny maraina ho amin'ny fitahin'Andriamanitra isanandro amin'ity adiressy mailaka ity

lovatiana.focus@blueline.mg

Misaotra indrindra tompoko

RAMANANDRAIBE Lovatiana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.01