Hira Naoty

Lohahevitra : Hira Naoty
Fitohizan'ny hafatra : Miarahaba tompoko! mety ho azo eritreretina ve ha...
Valiny : 0
Pejy: Voalohany  < 2 3 4
hery.tojosoa - 24/03/2017 12:42
Miarahaba tompoko!
mety ho azo eritreretina ve hahazoana ny naotin'ny hira katolika sasantsasany, toy ny tiona (n'ny fiangonana rahavavy)?

Valio | Miverina eny ambony
rhr1379 - 29/03/2017 18:44
bjr. mba omeo anzany logiciel fanaovana solfa zany ah zafady fa tena ilaiko. misaotra mialoha
Valio | Miverina eny ambony
patrickaime86 - 08/07/2017 15:12

TinaMiarisoa
Salama daholo,
Mbola mandeha tsara ve ity site ity? otran tsy nisy mise à jour intsony!
Saika izara partition izay hananana mantsy
misaotra tompoko
Valio | Miverina eny ambony
perla - 22/06/2018 13:58

Just.
Salama,
Mba mila naoty ity hira eto ambany raha misy mahala.
1. Ianao ry Jesoa Tompo, Nanao ny sakramentan' Ny mariazy masina Hamonjy ny zanakao.
Ry Tompo maminay o, indreto ny zanakao Nanao ny fanekena teo anatrehanao:
Mangata-pitahiana sy tso-dranonao,
Ho ela velona izy am-panompoana anao.
2. Ny fanekena masina Mamatotra azy izao Tsy misy herin'olona Mahafaka azy ireo.
3. Jereo, ry havan-tiana, Josefa sy Maria: Nifankatia tokoa Ka mba ianaro izy ireo
4. Mifandefera indrindra ary mba mivavaha: Ireo tsarovy tsara Fa vato fehizoro
5. Ny tokantrano tsara Ambini'i Jesoa Omeny tombon-tsoa Sy fiadanam-po
6. Arovy ny mpivady Miankina aminao Fa maro ny adidy Hiantsorohany.
Misaotra mialoha.
Just

dé ilay fitiavana nentin'iny sao ba misy manana naoty e!!!.
Valio | Miverina eny ambony
Pejy: Voalohany  < 2 3 4

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0205 s.] - Hanohana anay