Mba te ahazo hira naoty ny ireto hira fivavahana manaraka ireto aho tompoko. Asa mba mba mety ho hazo amin'iny herinnandro manaraka iny azafady. Misy fetim-pianakavina manko dia mba te ahazo naoty solfège an'ireto hira ireto:
- Vonona aho Tompo (maika)
- Ity ny ora sarobidy (maika)
- Tompovavy ny Malagasy (maika)
- Zanahary ô tahio
Mba te ahazo hira naoty ny ireto hira fivavahana manaraka ireto aho tompoko. Asa mba mba mety ho hazo amin'iny herinnandro manaraka iny azafady. Misy fetim-pianakavina manko dia mba te ahazo naoty solfège an'ireto hira ireto:
- Vonona aho Tompo (maika)
- Ity ny ora sarobidy (maika)
- Tompovavy ny Malagasy (maika)
- Zanahary ô tahio
Ao ihany ka. Izaho manokana aloha nijanona kely tsy nanao intsony fa hotohizako indray rehefa miverina aho.
Raha misy hafa manana dia afaka mandefa aty aminay contact-at-katolika.org
Misaotra
Salama oh,
Aiza no ahitana ilay partition rehefa mangataka eto? Ao amin'ilay hira naoty ve? Mbola vao 15 mantsy no hita ao nefa be mpangataka partition.
Slt afaka manoratra notes hira isika na mety misy mila hira misy notes fa efa maro ireo hira katolika malagasy voasoratra noty solfège aty amintsika na ny hira ankehitriny na taloha indrindra ireo hiran-damesa avy any amin'ny faritany.
Mbola natao ho brouillon fotsiny aloha fa tsy natao saisie tao anaty logiciel.
- O nivoha ny varavarana
- Mamiko indrindra ianao ry Tompo o
- Mino aho ry Tompo, ampitomboy ny finoako
- Ry Tompo Andriamanitra Andriananahary
- Masina, Masina (Zafindraony)
- Fiadanana, homba antsika
- Ry Zanakondry (Zafindraony)
- Tompo o! Hitako maso
- Kintan'ny ranomasina.
Salama isika jiagy,
Mba mangataka naoty amin'ireto hira ireto azafady:
-Ato amiko ny Fanahy
- Tiako ny hiaraka aminao Jesoa
-feno hafaliana ny foko
-Inty ny ora sarobidy
Fantatrao ry Reny tsara.
Dia misaotra mialoha ho an'izay afaka mamaly.mirary soa ho an'ny tsirairay.
Miarahaba ny mpankafia rehetra,
izaho mba te hangataka ny solfa an'ireto hira ireto raha azo atao ''ny foko ry andriamanitra, mitsangana ka banjino''; ny olana koa anefa tsy mahay mamaky naoty toy ireo efa misy ao aho, fa ny toy ny ampiasain'ireo fiangonana hafa ( ohatra , ny solfa ampiasain'ny loterana)
Mba miangavy fanampina amin'ireo afaka manao izany. Mialatsiny indrindra tompoko!