Mba te ahazo hira naoty ny ireto hira fivavahana manaraka ireto aho tompoko. Asa mba mba mety ho hazo amin'iny herinnandro manaraka iny azafady. Misy fetim-pianakavina manko dia mba te ahazo naoty solfège an'ireto hira ireto:
- Vonona aho Tompo (maika)
- Ity ny ora sarobidy (maika)
- Tompovavy ny Malagasy (maika)
- Zanahary ô tahio

Salama,
Mba mila naoty ny hira anakiray zay ho hiraiko hafaka roa herninandro.Ny Noaty ny hira tadiavoko dia : Iaveh no mpiandry ahy.Atao amin'ny gitara izy io.
Salama,
Mba mila naoty ity hira eto ambany raha misy mahala.
1. Ianao ry Jesoa Tompo, Nanao ny sakramentan' Ny mariazy masina Hamonjy ny zanakao.
Ry Tompo maminay o, indreto ny zanakao Nanao ny fanekena teo anatrehanao:
Mangata-pitahiana sy tso-dranonao,
Ho ela velona izy am-panompoana anao.
2. Ny fanekena masina Mamatotra azy izao Tsy misy herin'olona Mahafaka azy ireo.
3. Jereo, ry havan-tiana, Josefa sy Maria: Nifankatia tokoa Ka mba ianaro izy ireo
4. Mifandefera indrindra ary mba mivavaha: Ireo tsarovy tsara Fa vato fehizoro
5. Ny tokantrano tsara Ambini'i Jesoa Omeny tombon-tsoa Sy fiadanam-po
6. Arovy ny mpivady Miankina aminao Fa maro ny adidy Hiantsorohany.
Misaotra mialoha.
Just.

manahoana daholy ianareo , misaotra ny admin amin'ny fanomezzana naoty ny hira fa tena ilaina ilay izy amin'ny fampianarana hira ny akizy aty aminay, fangatahana kely ra mba azo atao ny manao SOLFA ny hira , ra mety misy ny feo 1-2-3-4 , na ze mba afak manome "logiciel" fanaovana solfa;
armel025
za manana logiciel fanaovana Solfa azoko zaraina fa omeo mailaka ahafaako mandefa azy e