Hira Naoty

Lohahevitra : Hira Naoty
Fitohizan'ny hafatra : Hira Naoty
Valiny : 79
Pejy:  1 2 3 >  Farany
- 08/03/2013 15:34
Hira vitsivitsy nangonina tetsy sy eroa. Ny sasany dia namboarina ka mety tsy lavorary. Raha toa ka manana hira ihany koa ianao dia afaka mandefa izany amin'ny contact-at-katolika.org 
Raha misy hira hafa tianao hangatahina koa dia azonao lazaina ery ambany dia ezahina hatao eo.

Mesia sy Mpamonjy... Tohiny
Valio | Miverina eny ambony
admin - 08/03/2013 15:34
Mila atao ato ho ato

- O nivoha ny varavarana
- Mamiko indrindra ianao ry Tompo o
- Mino aho ry Tompo, ampitomboy ny finoako
- Ry Tompo Andriamanitra Andriananahary
- Masina, Masina (Zafindraony)
- Fiadanana, homba antsika
- Ry Zanakondry (Zafindraony)
- Tompo o! Hitako maso
- Kintan'ny ranomasina.

Valio | Miverina eny ambony
santomiki - 10/06/2013 15:04
Miarahaba ny mpankafy hira katolika.
Mitady notes tsotsotra ohatrin'io FINARITRA NY FO
Ny notes ny hira "Ry Tompoko 'Lay endrikao" no mba tadiaviko
De misaotra mialoha an'zay manolotra eto !!
Valio | Miverina eny ambony
santomiki - 10/06/2013 15:07
Raha ohatra ka manahirana ny notes ny hira "Ry Tompko 'Lay endrikao"
dia mety koa ny hira midi "Ry Tompko 'Lay endrikao"
Misaotra betsaka mialoha
Valio | Miverina eny ambony
admin - 10/06/2013 21:45
santomiki> Nampidiriko ao maimaika ilay naotin'ny Ry Tompoko 'lay endrikao:

https://docs.google.com/file/d/0B5rN_kDrrpinbEFlUlZvaUVUbDA/edit?usp=sharing
Valio | Miverina eny ambony
santomiki - 13/06/2013 13:53
Misaotra fa voaraiko ilay naotin'ny "Ry Tompoko 'lay Endrikao"
fa hianarako anio hariva @ piano izy io.
Dia mankasitraka, samia tahian'Tompo !!

Ny fichier midi mantsy mety ahazoana ny notes @ ny logiciel musique, afaka
atap impression.
Valio | Miverina eny ambony
admin - 13/06/2013 13:57
Nataoko ato ny feony. Tsy dia tena tsara fa azo ianarana azy:

https://soundcloud.com/hery-radiovazogasy-serasera/fihirana-katolika-ry-tompoko

Valio | Miverina eny ambony
santomiki - 20/06/2013 05:24
Miarahaba anao!
Efa nianarako t@ piano "Ry Tompoko ilay endrikao" , ary efa haiko fa ny notes clé de FA
raha misy dia mba omeo fa raha mahita

Be fangatahana izaho, fa raha misy "Nty ny ora sarobidy". Misaotra mialoha
Valio | Miverina eny ambony
dinaroge - 13/08/2013 07:28
salama daholo o, misy manana ny naotin ilay hira "fitiavana mandrakizay" page 112 ao @ Hasina ve azfd?
Valio | Miverina eny ambony
marcod90 - 15/09/2013 10:38
salama daholo a! Mba mangataka naotin'ireto hira ireto azafady :
-izaho no fananganako velona
-amin'ny anaran'i Jesoa
Misaotra indrindra
Valio | Miverina eny ambony
Just. - 04/05/2014 20:14
Salama,
Mba mila naoty ity hira eto ambany raha misy mahala.
1. Ianao ry Jesoa Tompo, Nanao ny sakramentan' Ny mariazy masina Hamonjy ny zanakao.
Ry Tompo maminay o, indreto ny zanakao Nanao ny fanekena teo anatrehanao:
Mangata-pitahiana sy tso-dranonao,
Ho ela velona izy am-panompoana anao.
2. Ny fanekena masina Mamatotra azy izao Tsy misy herin'olona Mahafaka azy ireo.
3. Jereo, ry havan-tiana, Josefa sy Maria: Nifankatia tokoa Ka mba ianaro izy ireo
4. Mifandefera indrindra ary mba mivavaha: Ireo tsarovy tsara Fa vato fehizoro
5. Ny tokantrano tsara Ambini'i Jesoa Omeny tombon-tsoa Sy fiadanam-po
6. Arovy ny mpivady Miankina aminao Fa maro ny adidy Hiantsorohany.
Misaotra mialoha.
Just.
Valio | Miverina eny ambony
lantoniryna - 12/08/2014 08:47

Just.
Salama,
Mba mila naoty ity hira eto ambany raha misy manana.
1. Feno fiderana anao
2. Ny teninao andriamanitra ô

Misaotra mialoha.
Just.
Valio | Miverina eny ambony
nosovianar - 17/09/2014 11:16
Miarahaba atsika rehetra,

Mila naoty reto hira reto izay manana azafady e

injany fa miantso ahy
henoy tsara anaka

Misaotra e
Valio | Miverina eny ambony
armel025 - 01/10/2014 03:20
manahoana daholy ianareo , misaotra ny admin amin'ny fanomezzana naoty ny hira fa tena ilaina ilay izy amin'ny fampianarana hira ny akizy aty aminay, fangatahana kely ra mba azo atao ny manao SOLFA ny hira , ra mety misy ny feo 1-2-3-4 , na ze mba afak manome "logiciel" fanaovana solfa;
Valio | Miverina eny ambony
SAOLALA - 10/12/2014 11:02
Salama e,

Raha mba misy manana ny naoty

Endrey mba mahafinaritra loatra izany mpianakavy

Misaotra e
Soalala
Valio | Miverina eny ambony
rdrol - 04/01/2015 16:20
Ity misy site hahazoana mijery tondrom*peo ny hira katolika :
http://chantonsenaccords.livehost.fr/Catholique/Catholique.html
Dia mazotoa e.
Valio | Miverina eny ambony
rdrol - 04/01/2015 16:21

http://chantonsenaccords.livehost.fr/Catholique/Catholique.html
Valio | Miverina eny ambony
nosovianar - 09/01/2015 07:54

armel025
manahoana daholy ianareo , misaotra ny admin amin'ny fanomezzana naoty ny hira fa tena ilaina ilay izy amin'ny fampianarana hira ny akizy aty aminay, fangatahana kely ra mba azo atao ny manao SOLFA ny hira , ra mety misy ny feo 1-2-3-4 , na ze mba afak manome "logiciel" fanaovana solfa;

armel025
za manana logiciel fanaovana Solfa azoko zaraina fa omeo mailaka ahafaako mandefa azy e
Valio | Miverina eny ambony
ninarajaonary - 15/05/2015 15:17
Bonjour,

Mankasitraka amin'ilay naoty fa tena manampy tokoa.
Ezahana arahina tsimoramora fa ny tena mbola vo eo am-pandalinana mihitsy...
Afaka mba mahazo ny naotin'ireto hira manaraka ireto ve tompoko :
- Matoa aho anie toy izao
- Matoa aho nijaly sy maty
- Mihelina avokoa
- Tiako ny hiaraka Aminao Jesoa.

Dia misaotra mialoha o.
Valio | Miverina eny ambony
egresnaej - 02/06/2015 13:40
Miarahaba Tompoko,
Raha ohatra mangataka clé ve mety kay azafady fa izaho vao mianatra mitendry dia mbola tsy mahalala clé loatra. Ohatra @ ireto hira ireto: Ataovy manakoako, Omenay voninahitra, Andro sambatra loatra, indro atolotray aminao ry Tompo sns. Ary mety misy manana an'ilay rythme midi ireny ve kay ato? Mba mangataka raha misy afaka manome.
Misaotra Tompoko dia samia hotahian'Andriamanitra.
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  1 2 3 >  Farany

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0170 s.] - Hanohana anay