Diovy aho, Tompo ô

Lohahevitra : Hira Litorjia
Fitohizan'ny hafatra : Diovy aho, Tompo ô
Valiny : 1
tywa68 - 03/01/2013 11:28

1. Diovy aho, Tompo ô,


Sasao madio ny tenako :


Esory lavitra ny foko


Ny ota tena halanao,


Fa ny zavatra kendreko


Sy iriko lalandava :


Ny hiray fo aminao, ry Jesoa,


Anio sy mandrakizay.











2. Diovy aho, Tompo ô,


Handraisako ny T... Tohiny
Valio | Miverina eny ambony
lolo-solange - 03/01/2013 11:28
Hiran'ny Komonio io fa tsy fifonana (jereo ny tonony )
Valio | Miverina eny ambony

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0188 s.] - Hanohana anay