Fifohazam-panahy Katolika.

21. Barli ( 12/08/2021 13:24)
Miarahaba antsika rehetra.
Miverina kely amin'ity resaka ity indray ny tenako, nisy Masera iray natokana ho mpiandry tany amin'ny Toby lehibe iray tamin'ity taona ity. Ara-dalàna sy eken'ny eo anivon'ny EKAR ve izany dia sehatra aiza no ahafahany miasa amin'ny maha mpiandry azy ?
Misaotra indrindra tompoko ho an'izay hitondra fanazavana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0199