1 Atolotra anao e, ry Tompo, ny ahiahim-ponay.
Mba raiso na tsy mendrika aza, ekeo, ry Tompo ô.
2 Atolotra anao e, ry Tompo, ny tenanay manontolo.
3 Atolotra anao e, ry Tompo, ny fifankatiavanay.
4 Atolotra anao e, ry Tompo, ny hasasaranay.
5 Atolotra anao e, ry Tompo, ny asa izay vitanay.
6 Atolotra anao e, ry Tompo, ny tebiteby isan'andro.
7 Atolotra anao avokoa ny vavaka izay ataonay.