Iza no mety?

Iza no mety, iza, lazao,
Hanome ny fony ho an'Iaveh?
Iza no mety, iza lazao:
Ny Tompo no miantso anao.

Nampiditra Belle
Sokajy Ranombavaka
Fihirana Hasina p. 164
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.099