Aleloia, velona marina i Jesoa Tompo

Nampiditra: Belle
Sokajy: Paka, Aleloia,


  • Fihirana Vaovao p. "119
  • Fihirana Hasina p. "157
  • Vavaka sy Hira p. "694
  • Ankalazao ny Tompo p. "172
  • Fihirana Dera p. "234

Aleloia, aleloia, ô ie, aleloia!

1 Velona marina i Jesoa Tompo,
 Resy ny herin'ny fahafatesana e, aleloia!
                             Koa mifalia e!

2 Indro ny Rainy nanandratra azy,
 Nanome azy ny voninahitra e, aleloia!
                             Koa mifalia e!


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0076 s.] - Hanohana anay