Aleloia, Amen, derao ny Tompo

Aleloia, aleloia, aleloia, Amen. (indroa)

1 Derao ny Tompo, - Aleloia, Amen
 Lehibe ny Tompo,  - Aleloia, Amen
 Nahary antsika,     - Aleloia, Amen
 Namonjy antsika,   - Aleloia, Amen.

2 Hobio ny Tompo...
 Lehibe ny Tompo
 Fa herintsika
 Sy fiainantsika.

3 Hirao ny Tompo...
 Lehibe ny Tompo
 Koa mendri-kaja
 Mandrakizay.

Nampiditra Belle
Fihirana Hasina p. 155
Fihirana Vaovao p. 137
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0798