Maty ny Tompontsika
Maty ny Tompontsika
Nefa nitsangana, (maty)
Maty ny Tompontsika, )
Nefa nitsangana ) (indroa)
Tamin ny andro fahatelo. )
1 Nosamborina ny Tompontsika, ary nampahoriana;
Avy eo dia nilanja ny hazo fijaliana.
2 Nampisatrohana tsilo maranitra,
Nororàna sy nodakàna ny Zanak'Andriamanitra.
3 Dia niondrika ny Tompo, ka niala aina:
Manatòna, ry mpanota, fa aza mba malaina.