Zanahary Tomponay Ianao no mitantana anay e Na aiza na aiza tany aleha. Feno toky miaraka aminao Tompo ô, henoy izahay, Mba ekao ny vavakay.