Zanak'ondrin'Andriamanitra

Nampiditra: Belle
Sokajy: Zanak'ondry,


  • Vavaka sy Hira p. "711
  • Fihirana Hasina p. "91
  • Fihirana Vaovao p. "349

1 Zanak'ondrin'Andriamanitra
 'Zay manala ny fahotan'ny olona, mamindrà fo aminay.

2 Zanak'ondrin'Andriamanitra
 'Zay manala ny fahotan'ny olona, mamindrà fo aminay.

3 Zanak'ondrin'Andriamanitra
 'Zay manala ny fahotan'ny olona, ampiadano izahay.


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0671 s.] - Hanohana anay