Nitsangan-ko velona
Nitsangan-ko velona, nitsanganan-ko velona. (indroa)
1 I Jesoa Mpamonjy e,
Ndre nofantsihan-ko faty e,
Ndre nalevina am-pasana e.
Nitsangan-ko velona,
Nandresy ny fahafatesana a rô,
Nitsangan-ko velona,
Nandresy ny fankahalana e,
Nitsangan-ko velona,
Nandresy ny laingan'ny fitiavan-tena,
Nitsangan-ko velona,
Ho velona mandrakizay e.
2 Ny kristianina e, la mihavana tsara a rô,
Ka mañano ny adidy e...
3 Ndre zaza bitaka e, la natao batemy a rô,
Olon-draika amin'i Jesoa...
4 Ny maro tanora, la mahafoy tena,
Ka manompo ny namana e...
5 Ny tokantrano anjakan'i Jesoa,
Ka mifankatia e...
6 Ny mpino maro miara-miasa amin'i Jesoa,
Manatsara ny tany e...
7 Ireo voafidy amin'ny farandro,
Nanasoa ny madinika e...