Reo fanomezana fito
‘Reo fanomezanao fito, mba omeo anay
Hanenika ny fiainanay e, ry Fanahy Masina ô.
Ry mpamelombelona, ombao ny fahasoavanao izahay.
Ry Fanahy Masina ô, havaozy ny taninay.
2. Ry mpanafaka alahelo, avia vonjeo ‘zahay.
Hamelona afo mandoro, ombao ny fahasoavanao zahay
Ry Fanahy Masina ô, havaozy ny taninay.
3. Andriamanitra fitiavana, avia vonjeo ‘zahay
Ry mpizarazara soa, ombao nyfahasoavanao izahay
Ry Fanahy Masina ô, havaozy ny taninay.
Ry mpanambitamby anay………………
Ry Fanahy Masina ô……………………
5. Ala sasatra amin’ny asa…………..
Alokaloka raha main’andro………………….
Ry Fanahy Masina ô…………………………..
6. Ry mpankahery anay…………………..
Ry mpanitsy ny dianay………………….
Ry Fanahy Masina ô……………………
Ry Jesoa mpanavotra anay………..
Ry Fanahy Masina ô……………………….