Ianao no Piera,
Filohan'ny Eglizinay.
Arovy tsara,
Izahay rehetra ondrikelinao
1- An-tananao ny fanalahidy
Mahavonjy anay
2- Mitsoka mafy ny tafio-drivotra
Mahatahotra anay
3- Nefa i Satàna tsy mba haharesy
Ny Eglizin’i Kristy