Ray ô, amin'ny anaran'i Jesoa, iraho ny Fanahinao
Ray ô, amin'ny anaran'i Jesoa,
Iraho ny Fanahinao ho ato aminay.
1 Fanahy fahazavana sy hery ho anay.
2 Fanahy mpampianatra ireny teninao.
3 Fanahy mampivavaka sy miantso anao, ry Ray.
4 Fanahy fahamarinana sy fitiavana.
5 Fanahy mpampihavana sy fiadanana.
Nampiditra Belle
Sokajy Fanahy Masina
Fihirana Hasina p.
52
Fihirana Vaovao p.
334
Vavaka sy Hira p.
462