Fanahy Masina, midìna: (indroa)
Ny afonao rehetra, )
Entonao, entonao am-ponay ) (indroa)
1 Ny hevitray be hadalana
Tsy mahafidy izay hombany:
Ario any ny hadalanay; (indroa)
Fanahy mampahendry, tsilovy ny sainay.
2 Ny naman-dratsy omban'ny demony
Mamoron-tsaina hihaza ny ainay;
Fandrika be ny fandehananay e,
Alao, alao ny fandrika aminay. (indroa)