(E ia) E, ireo olon-tsotra tsy misy fitaka )
No zanaka handova ny lanitra. ) (indroa)
1 Dada ô, masina ny anaranao! (indroa)
2 Dada ô, sitrako izay sitrakao!
3 Dada ô, mamiko ireo teninao!
4 Dada ô, entiko ireo hafatrao!
5 Dada ô, sambatra ireo tia anao!
6 Dada ô, saotra no atolotro anao!
7 Dada ô, faly aho fa manana anao!