Izay mitambatra e no vato

Izay mitambatra e no vato
Izay misaraka dia fasika
Fifankatiavana ankitiny e
No ahitantsika fiadanana

1-      E e e ia, oo ia
Ankitiny tsy mba vandy ny fitiavana
Mitondra antsika jiaby amin’ny fiadanana

2-      E  e e ia, o o ia
Fahaizana mifamela ny helokô
No fototry ny fiainana farany manjary

3-      E e e ia, o o ia
Tsy voavangan’ny vola ny fitiavana
Fahafoizan-tena ho an’ny hafa ny fitiavana

Nampiditra admin
Sokajy Fiadanana
Antsao ny Tompo p. 337
Karine Dera p. 539
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0088