Noharian'Andriamanitra isika

Nampiditra: admin
Sokajy: Fiadanana,


Noharian’Andriamanitra isika

Hiara-monina ety an-tany ety

Ka nomeny ny fitiavanay ho fanilo

Hampirindra ny fiainantsika ety!

            Fa mirindra e! fa milanto!

            Fa milanto ny fiainantsika ety

            Raha manjaka ny Fitiavana !


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0909 s.] - Hanohana anay