Atambatry ny Fanahy ka miray

Nampiditra: admin
Sokajy: Fiadanana,


  • Karine Dera p. "472

Atambatry ny Fanahy ka miray
Ho fianakaviana araiky ao amin’ny Tompo
Atambatry ny Fanahy ka mivondrona
Ho fianakaviam-be ao amin’ny Ray

Koa mivondrona re
Aoka hihavana a a (2)
Aoka hifankatia (2)

Hafantaran’olo anarô
Fa tena mpianatro
Mifankatiava
Zeny didin’i Jesoa ô ô
Mifankatiava (2)


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0869 s.] - Hanohana anay