Nitsangan-ko velona I Kristy Mpamonjy anay
Nitsangan-ko velona,
I Kristy Mpamonjy anay
Resiny ny fahafatesana
Velona Ianao Jesoa (3)
Tamin’ny andro voalohany Velona Ianao Jesoa
Dia hitan’I Maria Madelena -“-
Ilay niseho tany am-pasana -“-
Nanambara fa nitsangan-ko velona Ianao Jesoa -“-
Naharegny zeny koa reo mpianatra -“-
Niala ka nandeha tany am-pasana -“-
Nahita fa tsy teo ilay nalevina -“-
Ary nisy anjely nilaza fa velona Ianao Jesoa
Nisy apostoly roa lahy -“-
Nidina ka nody tany Emaosy -“-
Nahita ny voninahitrao -“-
Ka nanambara an-kafaliana hoe velona Ianao Jesoa -“-
Tsaroanay ny nahafatesanao -“-
Ankalazainay ny nitsangananao -“-
Niakatra any an-danitra -“-
Ka mbola ho avy am-boninahitra Ianao Jesoa -“-