Kristy e, Kristy velona
Izay maty ka mino azy dia ho velona indray
Izay velona mino azy tsy ho faty mandrakizay

Kristy e no fananganana
Kristy e, Kristy velona
Velona e fa fiainana