Masiny/Masiñy tena masiny

Masiny tena masiny e e ia
Masiny tatô Anao Zanahary e!

-          Mahagaga loatra ny fitiavanao anay e
-          Mamorona ny zaka jiaby eto an-tany e e
-          Nandefa koa ny Zanakao hamonjy anay

1-      Feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra
Hôzana any amin’ny avo indrindra

2-      Hosoavina anie ilay avy amin’ny anaran’ny Tompo e
Hôzana any amin’ny avo indrindra

Nampiditra admin
Sokajy Masina
Antsao ny Tompo p. 321
Karine Dera p. 536
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0676