Masina anie ny Tompo Nahary
Masina anie ny Tompo Nahary
Masina anie ny Tompo Andriamanitra
Masina Izy ‘lay Tompon’ny hery
Fa feno ny voninahitrao, Ny tany aman-danitra
Hozana anie ho Azy
Dia Izy any amin’ny avo indrindra
Hosoavina anie ny anarany
Ilay avy amin’ny anaran’ny Tompo