Zaho zeny/zeñy mino

Nampiditra: admin
Sokajy: Fiekem-pinoana,


  • Antsao ny Tompo p. "292
  • Karine Dera p. "466

Zaho zeny mino Andriamanitra Ray e
Sy ny Zanaka e ia, Fanahy Masina e…

1-      Andriamanitra Ray e e, ia…
Nanao ny lanitra e e ia…
Nanao ny tany e e, ia…
Nanao ny hita maso e e, ia
Nanao ny tsy hita maso e e, ia

2-      Andriamanitra Zanaka e, ia
Naterak’i Maria e e, ia
Nijaly sy maty e e, ia
Nitsangana tamin’ny maty e e
Niakatra any an-danitra e e

3-      Ny Fanahy Masina e, ia
Avy amin’ny Ray sy ny Zanaka
Mpanamasina ny Fanahy e, ia
Tompo-kaja sy voninahitra e, ia

4-      Ny Eglizy masina e, ia
Manerana ny tany jiaby e ia
Ny batemy tokana e, ia
Manadoso ny fahotana e e, ia
Ambesako eto ny fiainan-ko avy


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0076 s.] - Hanohana anay