Aleloia ia e ia Inoanay Tenin-Janahary

Aleloia ia e ia
Inoanay Tenin-Janahary
Iainanay e Aleloia a

1- Raisinay Tenin-Janahary
Ampiharinay amin’ny fiainanay
Torinay amin’ny namanay
Entinay amin’ny tany jiaby
Iainanay e Aleloia

2- Karaha mahaleny latsaka an-tany
Ny Tenin-Janahary noraisinay
Mahavokatra mahalonaka ny tany
Afafinay amin’ny tany jiaby
Iainanay e Aleloia

Aleloia ia e
Mahavelono ô

Ny Tenin’ny Tompo Teny mahery - Aleloia
Manamia hery amin’olo jiaby  - Aleloia

Raisinay - Aleloia
Ampianarinay - Aleloia
Amin’ny malahelo  - Aleloia
Amin’ireo voagadra  - Aleloia
Amin’ny namanay  - Aleloia
Amin’ny olo-jiaby - Aleloia

Nampiditra admin
Sokajy Aleloia
Karine Dera p. 494
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.099