Dia ny teniny e, ny Tenin’Izy Tompo
1- Fa tany am-piandohana
Raha nisy ny hazavana
2- Ny lanitra ny tany
Ny rano koa dia vita
3- Izao tontolo izao
No efa sy tontosa
4- Ary indro ilay Mpahary
No zary tonga nofo
5- Ny ota no voavela
Ny ratsy kosa resy
6- Fanilo manazava
Ny dia mankamin’ny Ray