Masina anie ny Tompo Andriamanitra
	Masina anie ny Tompo Andriamanitra
	Masina anie ilay Tompon'ny hery
	Fa feno ny voninahiny
	Ny tany aman-danitra
	Hozana anie ho azy!
	Dia Izy ilay avo indrindra
	Hosoavina anie ny Anarany
	Dia Izy ilay avy amin'ny Tompo
	Masina anie ny Tomponay
	Masina anie ny Tompo Andriamanitra ...

