Fa masina ny Tompo

Fa masina ny Tompo.
 
1- Tsy mba nisy nahalala an'Andriamanitra.
2- Raha tahiny tsy nirahiny ny Zanany.
 
3- Tsy ho nisy koa nahazo 'zay voalazany
4- Raha tahiny tsy nomeny ny Fanahiny.
 
5- Tsy ho nisy koa nomena ny Fanahiny
6- Raha tahiny tsy nasandrany ny Zanany
 

Nampiditra Bariry
Sokajy Hiran-damesa
Ankalazao ny Tompo p. 267
Fihirana Dera p. 281
Fihirana Hasina p. 19
Fihirana Vaovao p. 446
Vavaka sy Hira p. 462
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1024