Afaka aho

Afaka aho
1. Afaka aho, afaka ny gadrako.

Nandevozina aho taloha, afaka aho ankehitriny :
Hody aho aminao ry Tompo ô.

2. Tsy hisento, tsy hisento intsony re.

3. Tsy ho faty, tsy ho faty intsony re.

4. Aleloia, miandry ahy ny lanitra.

5. Voavonjy, voavonjy aho izao.

6. Tsy ho very, tsy ho very intsony re.

7. Ry Mpamonjy, afaka ny gadrako.
 

Nampiditra tywa68
Sokajy Hiran-damesa
Fihirana Dera p. 147
Fihirana Hasina p. 92
Vavaka sy Hira p. 503
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0093