1 - 2 Ry zanak’ondrin’andriamanitra ô Zay manala ny fahotan’izao tontolo izao Mamindrà fo aminay e (in-2) 3 Ry zanak’ondrin’Andriamanitra ô Zay manala ny fahotan’izao tontolo izao Omeo fiadanana izahay e (in-2)