Kristy Andriamanitra (in-2) Kristy zanak'Andriamanitra: Mitavandra Anao izahay zandrinao Vonjeo fa sahirana
Nijaly sy maty Ianao: vonjeo izahay Nefa nitsangan-ko velona: vonjeo izahay Miandry ny hiavianao, ny hiavianao izahay!