Masina (3), Masina, Masina ianao ry Tompo

Masina (3), Masina, (Masina)
Masina ianao ry Tompo (Masina)
Masina (3), Masina, (Masina)
Masina ianao ry Tompo (Feno ny)
Feno ny voninahitrao, (Ny tany)
Ny tany aman-danitra. (Feno ny)
Feno ny voninahitrao, (Ny tany)
Ny tany aman-danitra. (Hôzana)

Hôzana, hôzana, hôzana (Hôzana)
Hôzana, any amin'ny avo indrindra (Hôzana)
Hôzana, hôzana, hôzana (Hôzana)
Hôzana, any amin'ny avo indrindra (Nosoavina)

Nosoavina anie ilay avy (Ilay avy)
Ilay avy amin'ny anaran'ny Tompo (Nosoavina)
Nosoavina anie ilay avy (Ilay avy)
Ilay avy amin'ny anaran'ny Tompo (Hôzana)

Hôzana, hôzana, hôzana (Hôzana)
Hôzana, any amin'ny avo indrindra (Hôzana)
Hôzana, hôzana, hôzana (Hôzana)
Hôzana, any amin'ny avo indrindra.
Nampiditra hery
Sokajy Masina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008