Ato amiko ny Fanahy (T. Albert)
Ato amiko ny fanahy e
Ny fanahin'ny Tompo ô
Nanamasigny zaho Zagnahary e
Hitory vaovao mahafaly
Manerana ny vazantany
Hitory vaovao mahafaly e ia
Amin'ireo izay malahelo
Hankahery ireo torotoro fo
Hampahiratra ny mason'ny jamba
Hampitraka ny tra-pahoriana
Ampio zaho Tompo ô
Tantano ampitiavana e ia
Fa Ianao ilay tsy miova
Rango ela, niany, ndraiky mandrakizay
Hitory Vaovao mahafaly e ia
Ny alahelo manjary hafaliagna
Hampifankatia ny mpifandrafy ho iray tampo
Hampifandray ny mpino rehetra
Mba ho hisy ny fandavantegna
Hitory vaovao mahafaly e ia
Ho masina ny mpitondra fiangonana
Hitsinjo ny madinika ireo mpitondra firenena
Hampahitsy ireo izay mivily làlana
Mba ho lapa araiky avy any an-danitra any
Ny fanahin'ny Tompo ô
Nanamasigny zaho Zagnahary e
Hitory vaovao mahafaly
Manerana ny vazantany
Hitory vaovao mahafaly e ia
Amin'ireo izay malahelo
Hankahery ireo torotoro fo
Hampahiratra ny mason'ny jamba
Hampitraka ny tra-pahoriana
Ampio zaho Tompo ô
Tantano ampitiavana e ia
Fa Ianao ilay tsy miova
Rango ela, niany, ndraiky mandrakizay
Hitory Vaovao mahafaly e ia
Ny alahelo manjary hafaliagna
Hampifankatia ny mpifandrafy ho iray tampo
Hampifandray ny mpino rehetra
Mba ho hisy ny fandavantegna
Hitory vaovao mahafaly e ia
Ho masina ny mpitondra fiangonana
Hitsinjo ny madinika ireo mpitondra firenena
Hampahitsy ireo izay mivily làlana
Mba ho lapa araiky avy any an-danitra any

