Aniraho Fanahy

1-Mbola osa sy malemy izahay Tompo ô !
Be mpanenjika koa noho izahay mpianatrao
Teninao no handry iankinanay dia lay nampanantenainao anay:
"Handefa mpanafak' halahelo Aho hankahery anareo"

Fiv: (Fa) zahay mbola miandrandra
'Lay Fanahy nampanantenainao anay
Talohany ny hiakaranao
Ho any @' Ray mba hankahery anay

2-Matetika alaim_baraka izahay Tompo ô
Toraham_bato koa; raha manohy ny asanao
Teninao no no mbola hijoroanay:
Dia ilay nampanantenainao anay handefa mpanafak' halahelo Aho hankahery anareo

Fiv
A/C: Randriamanantena Louis aimé
Chorale Tara_pazavana Mahabibo Mahajanga ( A.T.P.M)
Sokajy Fanirahana
Antsao ny Tompo p. 7
Karine Dera p. 9
Vavaka sy Hira p. 23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083