Masina Anao Zagnaharinay eia
Masigny Ianao Zagnaharinay e ia (2x)
Andriamanitra tompon’ny raha jiaby é ia
Masigny Ianao Zagnaharinay
1-Feno ny Voninahitrao
Ny tany sy ny lagnitry é éia
Hozana (3x)
Any amin’ny avo indrindra
2-Hosoavina anie ilay avy
Amin’ny Agnaran’ny Tompo o ia.
Hozana (3x)
Any amin’ny Avo indrindra
(Marcel Rasamy)
Andriamanitra tompon’ny raha jiaby é ia
Masigny Ianao Zagnaharinay
1-Feno ny Voninahitrao
Ny tany sy ny lagnitry é éia
Hozana (3x)
Any amin’ny avo indrindra
2-Hosoavina anie ilay avy
Amin’ny Agnaran’ny Tompo o ia.
Hozana (3x)
Any amin’ny Avo indrindra
(Marcel Rasamy)

