Hiombona ho amin'ny fahamasinana
1. Niainako hatrizay hirosoako lalina kokoa,
Ny fanarahandia an'i Jesoa
Fa fanirianay ihany koa ny ho lavitry ny ota
Sy ny rendrarendra eto an-tany.
Hiombona ho amin'ny fahamasinana e!
Ndao hiaraka aminay e!
FET no mitambatra ao e!
Hiombona ho amin'ny fahamasinana
Na ho mafy na ho sarotra e! e!
Italahoanay amin'izy Ray e! e!
Tsy hisaraka 'zahay (indroa)
Fa hiombona ho amin'ny fahamasinana.
2. I Kristy no làlana sy fahamarinana
Ary fiainana no filamatray;
I Md. Paoly no ohatra ianaranay,
I Masina Maria no Reninay.
3. Miha-Jesoa isan'andro isika ka ho iray
Hiombona ho amin'ny fahamasinana e! e!
Ka hirotsaka amintsika anie ny tsodranon'izy Ray,
Ka samy haharitra hatramin'ny farany.
Ny fanarahandia an'i Jesoa
Fa fanirianay ihany koa ny ho lavitry ny ota
Sy ny rendrarendra eto an-tany.
Hiombona ho amin'ny fahamasinana e!
Ndao hiaraka aminay e!
FET no mitambatra ao e!
Hiombona ho amin'ny fahamasinana
Na ho mafy na ho sarotra e! e!
Italahoanay amin'izy Ray e! e!
Tsy hisaraka 'zahay (indroa)
Fa hiombona ho amin'ny fahamasinana.
2. I Kristy no làlana sy fahamarinana
Ary fiainana no filamatray;
I Md. Paoly no ohatra ianaranay,
I Masina Maria no Reninay.
3. Miha-Jesoa isan'andro isika ka ho iray
Hiombona ho amin'ny fahamasinana e! e!
Ka hirotsaka amintsika anie ny tsodranon'izy Ray,
Ka samy haharitra hatramin'ny farany.

