Aleloia, mitenena, Tompo ô

Aleloia, aleloia, mitenena, Tompo ô,
Aleloia, aleloia, mihaino ny mpanomponao,
Aleloia, aleloia, mitenena ao am-ponay,
Mihaino ny mpanomponao.

Ny hafatrao mandidy anay
Ho tia ny Tompo Andriamanitra;
Ny hafatrao mandidy anay
Ho tia ny olon-drehetra.
Nampiditra Belle
Fihirana Hasina p. 751
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076