Aleloia, Aleloia, derao

Aleloia, aleloia, derao ny Tenin'ny Tompontsika (indroa)
Aleloia, aleloia, hobio ny Vaovao mahafaly.

1. Fahazavana ho an'ny lalako,
Faniloben'ny tongotro,
'Zany Teninao, ry Tompo, fiainana.

2. Mamelona aina ny fanahiko,
Tsy ho faty intsony aho,
'Zany Teninao, ry Tompo, fiainana;
Fiadanana
Nampiditra Belle
Fihirana Hasina p. 751
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086