Mandehana Ianareo
Mandehana ianareo amin'izao tontolo izao
Mitoria ny Evanjely
Amin'ny voahary rehetra.
1. Mankahalà izao tontolo izao, na dia ny ainao aza; )
Manatòna ahy ianao, dia ho tena mpianatro ) (2)
2. Mitondrà ny hazofijaliana entina hanavotra anao; )
Manaraha ahy ianao, dia ho tena mpianatro ) (2)
3. Irahiko ianao hitondra famonjena, )
Hahafoy izay rehetra anananao; ) (2)
Hanome sira tsiro ho fanasina, dia ho tena mpianatro )