Hifankatia izahay (Gefen)

Fiv : Indreto Izahay ; ‘Zahay Tompo ôia (in-2)
Hitsikitsiky hifandray Tanana e ! hiaraka aminy hifankatia ;
Iray vatsy iray aigny ; ao aminao izahay
Iray vatsy iray aigny, avy eto an-tany ka hatrany an-danitra e

Mifankatiava eia ! Hifankatia izahay
Mifankatiava eia ! Hifankatia izahay

1- Zegny ahafantarako arô mpianatro; Hifankatia izahay
Aza anavahana sôran’ologno ô ………….
Fa samy zanaka Zagnahary e ………….
Mifankatiava e ia ………… (in-2)

2- Zegny anafarako arô mpianatro ……………
Ho tena sira sy ho fagnasigny ……………
Ho tena jiro sy fahazavana ……………
Mifankatiava e ia ………… (in-2)
Nampiditra Edye
Sokajy Fiadanana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082