Rambeso gny tanako (Jesoa Kristy nilaza hoe)

Jesoa Kristy nilaza hoe : “homeko anareo ny fiadanako”
Jesoa Kristy nilaza hoe : “havelako ho anareo ny fiadanako”

Rambeso, rambeso gny tanako,
rambeso ry longoko, rambeso ry havako ô
Ho mariky ny fitiavana,
ho mariky ny fiadanana avy amin’ny Tompo ô
Mpianakavy isika, iray isika, ‘ndeha hampanjaka fitiavana,
Fitiavana Izy Andriamanitra! (x2)

Jesoa Kristy nanafatra: “mifankatiava ianareo”
Jesoa Kristy nanafatra: “mifankatiava toy ny itiavako anareo”!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0103