Andeha mba hihavana

(Andeha) andeha mba hihavana,
(Andeha) hiaraka hiombona, (Mpianakavy e e)
Andeha mba hifankatia
(Ho any) ho any amin'ny Ray,

1.(Tsy hatao), tsy hatao kitoatoa baba o, fihavanana
(Lovasoa), lovasoa nomeny antsika neny o, fihavanana


2.(Fa ny rà), fa ny rà nalatsakao Jesoa o, fihavanana,
(Namoizanao) namoizanao ny ainao Jesoa o, fihavanana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008