Fanahy ô, vonjeo e

1-Fanahy ô, Vonjeo é! Ireto zandrinao mitalaho.
Mifona é, mivalo ou ! Am’ireo ratsy ‘zay natao.
Fanahy ô, Tongava é! Hanilo sy hanazava ny sainay.
Hidira ‘zahay é! Hiraho sy handray ny hafatrao

2-Fanahy ô, Tongava é! Hanilo sy hanazava ny fiainanay.
Fanahy ô, ny herinao anie. No aina mamelombelona any.
Fanahy ô, midina é! Hitsilo sy tsimbino ny fonay
Hahay sy hanaky é! Izay voalazan’ Izy Tomponay.

Ka miezaka izahay Tompo ô, hitoetra eo anilanao
Miloloha lanitra anefa ! Réf (2x)
Mandia tany koa ‘zahay, Solafaka indraindray
Henoy ‘zahay Fanahy fa miantso Anao (2x)
(KEROBIMA)

Nampiditra djveveRg25
Sokajy Fanahy Masina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0219